Entrée |
ramose
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1]
|
Exemples |
1 | Mba faly amin' ialahy ve Ramose?
[2.472]
|
2 | Fantatry Ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa.
[2.48]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Titres |
|
Origine | Français: monsieur.
|
|
Entrée |
Ramose
|
Mots élémentaires | ramose |
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Auteur | Ratsifandrihamanana Clarisse, 2006 |
Editions | 2006. Librairie Mixte. Pages: 255.
|
Tableaux et planches | Tous les titres
|
Texte |
|
|