Entrée |
tantara
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahalalana ny zava-niseho tamin' ny andro lasa: Mampianatra antsika zavatra maro ny tantarampirenena Filazana fitohitohizan-javatra, andraisan' olona anjara, tena nisy marina na noforomporonin' ny saina fotsiny: Tia mihaino tantara ny ankizy [1.1]
|
Explications en anglais | A story, a tale [1.7]
|
Explications en français | Histoire, conte; l'histoire [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy ahoany loatra izay tantara sy anganon-drainy
[2.470]
|
2 | Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy
[2.48]
|
3 | Ny mba tantaran' ny tanindrazanareo, tsy ampy raviny roa na telo amin' ny boky fianarana tantaram-pirenena fampiasa amin' ny kilasy ambony.
[2.472]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
tantara,
tantarako,
tantaranao,
tantarany,
tantarantsika,
tantaranay,
tantaranareo,
tantaran',
tantaran-,
tantaram- |
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Titres |
|
Proverbes |
|