Entrée |
teraka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Vao nivoaka ny kibon-dreniny ka manomboka miaina eto an-tany: Vao teraka, hono, io zaza io dia nitsiky Latsaka antany, foy (raha atodim-borona no lazaina) Nandatsaka zaza avy ao an-kibo: Teraka halina Ramatoa Rasoa Miseho, mitranga: Vao teraka io lamaody io, dia nanao akanjo manasa-pe daholo ny sakam-bavy rehetra / Teraka ny volana [1.1]
|
Explications en anglais | Delivered of a child Born [1.7]
|
Explications en français | Né [1.3, 1.8]
|
| Qui a enfanté, accouché Qui a produit des feuilles, des fleurs, fruits [1.3]
|
| Qui a mis au monde un enfant Qui vient de mettre bas [1.8]
|
| (racine verbale) Veut dire enfanter (pour les femmes), mettre bas (pour les animaux) mais pour les plantes signifie produire des fleurs, des fruits, des bulbilles, des rejets. [1.196]
|
| [Sakalava-Mayotte]
Né [1.405]
|
Exemples |
1 | ny mponina tera-tany anefa vitsy
[2.366]
|
2 | fa izahay anie terak' ombi-manga
[2.69]
|
3 | hianao no teraky ny volana, zafin' ny masoandro
[2.606]
|
4 | Tsy nisy fahafatesana teo amin' ny velona, fa tsy mbola teraka ny Ota
[2.5]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
teraka,
teraky,
terak',
tera- |
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Phytonymes |
|
Analogues |
ary ~
foy ~
mahita masoandro ~
vaky maso ~
foy elatra ~
latsaka an-tany ~
velombao ~
mifana |
|
nitondra folo volana ~
mivadi-jaza ~
mihetsi-jaza ~
tonga andro ~
tsy ampy andro ~
tsy tonga volana ~
afa-jaza ~
tsy manao takalo kely ~
vaky manta ~
manao oty kely |
Proverbes |
|