Entrée | tiorka | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Torkia: Fanoharana ny hoe "matanjaka tahaka ny Tiorka" Mikasika an' i Torkia, an' i Torkia, na avy any Torkia: Izany Mustapha Kémal izany no nanavao sy nanatsara ny fitondram-panjakana tiorka [1.1] | |
Vocabulaire | Géographie: pays, peuples | |
Origine | Français: turc. | |
Anagrammes | ikotra, itroka, kitrao, kotria, okitra, otrika, rotika, tiorka, trioka |
Mis à jour le 2020/07/31 |