Entrée |
ahoana
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Teny enti-mamaly raha misy miantso: Koto a! Ahoana, ry dada? Enti-manontany teny nolazain' olona: Ahoana no navaliny anao? Ahoana, hoy izy, taminao? Enti-manontany fomba fanaovan-javatra: Ahoana no fiarahabanareo atỳ? Enti-mamototra anton-javatra: Ahoana no aniratsiranao olon-dehibe ohatra andrainao? Enti-manontany ny fomba hoentin-mitondra olona, raharaha na zavatra: Hatao ahoana izao itỳ zaza marary itỳ? [1.1]
|
Explications en anglais | How? What? Used in answering a call. Why? What is the cause of it? It is also an exclamation, as ahoana ary! Well then! It admits of the suffix pronouns and tenses:
ny faty aza ahoako (I care not for, or I trouble not myself about death; death has no fear for me!) ~
ahoanao izany? (what is that to you?) [1.2]
|
| Why? how? [1.7]
|
Explications en français | Ce dont on fait cas: Ahoana izaný e ! (Ne faites pas cas de cela) ~
Tsy nahoany akory izày nolazaikô taminy (Il n’a fait aucun ca's de ce que je lui ai dit) ~
Tsy hahoako akory izany (Je n’en ferai aucun cas, cela ne me fera rien) [1.3]
|
| Pourquoi? comment? [1.8]
|
Morphologie |
Simple : |
ahoana,
ahoako,
ahoanao,
ahoany,
ahoantsika,
ahoanay,
ahoanareo,
ahoan',
ahoan-,
ahoam-,
ahoa- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Hyponymes |
|
Analogues |
nahoana |
|