Entrée | manahoana (tao, ahoana) | |
Partie du discours | verbe actif | |
Explications en malgache | Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko ò Entina manontany mandalina, mamototra momba ny toetoetran' ny zavatra iray: Manahoana ny fianarana, r' Ikoto [1.1] | |
Entrée | manahoana (ahoana) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Be dia be: olona manahoana no nitsena ny Filohan' ny Nosy [1.1] | |
Anagrammes | hamoanana, mahanoana, manahoana |
Mis à jour le 2023/01/20 |