Entrée |
ambana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana mamely amin' ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany [1.1]
|
Explications en anglais | Menacing gestures with the hand or arm. [1.2]
|
Explications en français | Menace en gestes ; ce qu’on appréhende: Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana (Le malheur qu’on appréhende parait intolérable, mais on le supporte facilement quand il est arrivé) [1.3]
|
Exemples | Ny ambana ihany no mafy.
[2.4]
|
Dérivés |
|