Entrée |
manambana
(ambana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
[ mañambaña ] Manambana [1.78]
|
| Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho rovitra na manambana (fotsiny) itý lambanao itý [1.1]
|
Explications en anglais | To pretend to strike, to pretend to throw or aim at something. [1.2]
|
Explications en français | Menacer, frapper, atteindre [1.3]
|
Exemples |
1 | Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo.
[4.27]
|
2 | fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady.
[2.996]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manambana |
Passé : |
nanambana |
Futur : |
hanambana |
Impératif : |
manambàna |
|
|
Entrée |
manambàna
(ambana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manambana
|
|