Entrée |
angaha
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny angamba ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy!
[1.1]
|
Explications en anglais | Perhaps [1.7]
|
Explications en français | Peut-être? [1.3, 1.8]
|
| C’est possible:
Handeha koa angaha hianao (Seriez-vous peut-être au nombre des partants?)
~ Angaha tsy ho avy izy (Il ne viendra peut-être pas) [1.3]
|
Exemples |
1 | Vita angaha izao fanadinan' ise?
[2.643]
|
2 | Masiaka angaha ny ray aman-dreninao?
[2.4]
|
|
Dérivés |
|