Entrée | angamba | ||||||
Partie du discours | adverbe | ||||||
Explications en malgache | Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana, izany hoe tsy fahafantarana marina izay hitranga na izay mitranga any lavitra tsy atrehi-maso: Manavy angamba izay i dada ~ Ho tratrako ihany angamba ny voalohany ~ Ho vitanao ve itỳ asa itỳ rahampitso? Angamba [1.1] | ||||||
Explications en anglais | See angaha [1.2] | ||||||
Exemples |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |