Entrée | angaloha (aloha) | ||||
Partie du discours | adverbe | ||||
Explications en malgache | akaloha [1.1] | ||||
Fitenenana fanaon' ny ankizy, mitovy amin' ny hoe aoka aloha: Andraso angaloha [1.1] | |||||
Explications en anglais | First, before, previously, in the meantime: Aoka angaloha (Wait in the meantime) [1.2] | ||||
Exemples |
| ||||
Synonymes | akaloha | ||||
Mots composés |
| ||||
Mis à jour le 2023/04/08 |