Entrée |
aloha
(loha)
|
Partie du discours | préposition
|
Synonymes régionaux | aloha,
anatrehana,
añatseha,
androña,
anketrehana,
añoloa,
heky,
izao tsereke,
kendry,
ndreky,
seky,
tseky
|
Explications en malgache | Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa Homeko valisoa izay mahavaly aloha (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [1.1]
|
Explications en anglais | Before [1.2, 1.7]
|
| First [1.3, 1.7]
|
| Previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [1.2]
|
Explications en français | Avant [1.8, 1.13]
|
| Au devant; auparavant [1.8]
|
| Antérieur, devant [1.13]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
aloha,
alohako,
alohanao,
alohany,
alohantsika,
alohanay,
alohanareo,
alohan',
alohan-,
aloham- |
Passé : |
taloha,
talohako,
talohanao,
talohany,
talohantsika,
talohanay,
talohanareo,
talohan',
talohan-,
taloham- |
|
Dérivés |
|
Antonymes |
Mots composés |
|
|