Entrée |
antenatena
|
Partie du discours | préposition
|
Explications en malgache | Enti-milaza toerana eo ampovoan' ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana aza Rihana tsy ambony na ambany indrindra: Anontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka [1.1]
|
Explications en français | Au milieu [1.5]
|
Exemples |
1 | nahaverezana takelaka roa ao an-tenatenany ity boky ity (il y a deux feuilles de perdus au milieu de ce livre)
[1.3]
|
2 | nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration)
[1.3]
|
|
Morphologie |
Simple : |
antenatena,
antenatenako,
antenatenanao,
antenatenany,
antenatenantsika,
antenatenanay,
antenatenanareo,
antenaten' |
|
Autres orthographes |
|