Entrée |
atsinanana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1]
|
Explications en anglais | The east; atinanana is used in provinces.
[1.2]
|
| The east [1.7]
|
Explications en français | Est [1.3, 1.8]
|
Exemples |
1 | Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra
[2.472]
|
2 | Maloka ny avaratra atsinanana.
[2.499]
|
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
atsinanana,
atsinanany,
atsinanan',
atsinanan-,
atsinanam- |
|
Dérivés |
|
Antonymes |
Mots composés |
|
Holonyme |
|
Hypéronyme |
|
Autres orthographes |
Proverbes |
|
Entrée |
Atsinanana
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Explications en malgache | Faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches |
|
Illustrations |
|
|