Entrée | Melaky | |
Partie du discours | nom propre (toponyme) | |
Explications en malgache | Faritra anatin' ny faritanin' i Mahajanga [3.1] | |
Exemples | Na eo aza izany, ny volana mey 2008, ny Ministeran’ny Angovo sy ny Harena an-kibon’ny tany tamin’ny alalan’ny Birao miandraikitra ny Sora-pananan-tany misy harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara (BCMM) dia nandefa tolo-bidy nasionaly sy iraisam-pirenena ho an’ny fitrandrahana ny fihondronam-by an-kibon’ny tany ao amin’ny manodidina an’i Soalala, Faritra Boeny sy Melaky.
[4.27] | |
Vocabulaire | Politique | |
Tableaux et planches | Les vingt-deux régions | |
Illustrations | ||
Anagrammes | kalemy, kilema, Melaky |
Mis à jour le 2020/07/31 |