Entrée |
avaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [1.1]
|
Explications en français | Séparation, distinction [1.3]
|
Exemples | Ny anankiray manisy avaka ny andro, ny anankiray kosa mampitovy ny andro rehetra;
[2.996]
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
avaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [1.1]
|
Synonymes | |
|
Entrée |
avaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
Karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [1.78]
|
Vocabulaire |
|