Entrée |
manavaka
(avaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin' ny biby Manokantokana, manefitra, manisy fefy: Tsy tsara ny manavaka ny mahantra na ny mavomavo satria samy olombelona ihany. [1.1]
|
Explications en anglais | To separate, to sever, to put asunder; to segregate. [1.2]
|
| To separate, to segregate, to make distinctions [1.7]
|
Explications en français | Séparer, distinguer; faire des distinctions odieuses [1.8]
|
Exemples |
1 | manavaka ny ondralahy sy ny osilahy.
[2.996]
|
2 | Ny tikilambony koa no tena manavaka azy.
[2.445]
|
3 | Ny lokony miloha mainty sy mitena fotsy sy mena no manavaka azy amin' ny sisin-tendrombohitra maitso lomotra, sy ny hamenan' ny nofon-tany nohadiana ho lalany.
[2.470]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manavaka |
Passé : |
nanavaka |
Futur : |
hanavaka |
Impératif : |
manavaha |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
manavaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsileo]
(plutôt prononcé magnavaka) (de
vaka qui, dans le Betsileo signifie : gauche, confus, balourd). Nom donné au riz auquel sont mêlés beaucoup de grains vides ou de glumes déjà battues (équivalent merina :
manakofa).
[1.196]
|
Vocabulaire |
|