|
|
|
|

Teny iditra 1  aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay
Singan-teny  2 aza, 3 ateran-kira, 4 indray, 5 milaza, 6 tsy, 7 mahay
Sokajin-teny  8  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9 enti-milaza ny olona ilam-pihavanana, ampisehoana faniriam-pisakaizana, nefa izy indray no tsy manotraka firy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/06