Entrée |
elanelana
(elana)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga? Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay
[1.1]
|
Explications en anglais | The time or place between; a go-between [1.7]
|
Explications en français | Intervalle de temps ou d'espace [1.8]
|
Exemples |
1 | Ny lalambe no elanelana ny tsena sy Ambohitsorohitra.
[2.48]
|
2 | Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo?
[2.499]
|
3 | Tsy ampy halainao indroa alina intsony izany elanelana izany.
[2.643]
|
|
Morphologie |
Simple : |
elanelana,
elanelako,
elanelanao,
elanelany,
elanelantsika,
elanelanay,
elanelanareo,
elanelan',
elanelan-,
elanelam-,
elanela- |
|
Dérivés |
|
Synonymes | |
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|