Entrée | fanadina (adina) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina manadina:
Tsy tiako ny fanadin-dRangahy io fa mandrahona sy mampitahotra izy Enti-milaza olona na zavatra azo adinina, azo anontaniana; fanontany, fanantsafa: Tsy mba fanadina ampahibemaso ny zavatra tahaka izany, ry Koto a! Zavatra adinina matetika: itỳ momba ny maso itỳ omanina fa io no fanadin-dRamose [1.1] | |
Explications en français | Qu'on questionne, qu'on examine, manière d'examiner [1.3] | |
Anagrammes | fanadina, fandaina, Ifandana |
Mis à jour le 2023/01/20 |