Entrée |
adina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny Avina, antsafa, ontany, tanitany Famotopotorana, famakafakana:
Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy
[1.1]
|
Explications en anglais | Examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [1.2]
|
| A question, an examination [1.7]
|
Explications en français | Question, examen [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Information [1.5]
|
Exemples | eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena.
[2.314]
|
Morphologie |
Simple : |
adina,
adiko,
adinao,
adiny,
adintsika,
adinay,
adinareo,
adin',
adin-,
adim-,
adi- |
|
Dérivés |
Synonymes | |
Mots composés |
|
|
Entrée |
adiña
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | [Betsileo]
Foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [1.78]
|
Synonymes | |
|
Entrée |
Adina
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Explications en anglais | Adina [2.996]
|
Explications en français | Adîn [2.996]
|
Exemples | ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
[2.996]
|
Vocabulaire |
Citations bibliques |
Article |
|
Entrée |
Adina
|
Partie du discours | nom
|
Noms locaux |
|
Vocabulaire |
|