Entrée |
fanadinana
(adina)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanontaniana, fanantsafana:
No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao? Fakana am-bavany, famotorana:
Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky Fitsapana fahaizana:
Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara Manala na maka fanadinana [1.1]
|
Explications en anglais | An examination, or a book of questions. [1.2]
|
| An examination [1.7]
|
Explications en français | L'examen, les questions [1.3]
|
| Information [1.4]
|
| Examen [1.8]
|
Exemples |
1 | Tonga ary ny fanadinana.
[2.499]
|
2 | Ka raha tsy afaka fanadinana aho?
[2.472]
|
|
Mots composés |
|
|