Entrée | fanahiana (ahy) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [1.1] | |
Explications en anglais | Worry, anxiety [1.7] | |
Explications en français | Souci, inquiétude [1.8] | |
Vocabulaire | Emotions | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot fanahiana | |
Anagrammes | anafihana, fanahiana, fanaihana, fañiahaña, fiahanana, fianahana, hafanaina, ifahanana |
Mis à jour le 2023/01/20 |