Entrée |
ahy
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao
teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra. Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [1.1]
|
Explications en anglais | Me, my, mine; objective case of aho.
Occasionally this word is found with the suffixe pronouns,
as ahiko, mine. [1.2]
|
| Me (as object); mine [1.7]
|
Explications en français | à moi, moi, me.
Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany:
c'est à moi seul, c'est ma part.
Mamono ahy izy: il me frappe. [1.3]
|
| A moi, me [1.5]
|
| Moi (objet), mien [1.8]
|
| [Tanala]
à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [1.6]
|
Explications en italien | Me, a me [1.18]
|
Exemples |
1 | Aiza no misy ahy?
[2.5]
|
2 | Natoky ahy i Feno.
[2.472]
|
3 | Iza no mba tia ahy?
[2.471]
|
4 | Mivavaha ho ahy koa.
[2.499]
|
5 | Asa izay fiheverany ahy.
[2.4]
|
|
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Analogues |
aho, izaho ~
-ko, -o |
Tableaux et planches |
|
|
Entrée |
ahy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tahotra [1.1]
|
| Fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena;
fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [1.13]
|
Explications en anglais | Solicitude, inquietude, anxiety, care, attention. [1.2]
|
Explications en français | Soin, sollicitude, soupçon [1.3, 1.5]
|
| Inquiétude, souci [1.3]
|
| Conscience [1.13]
|
Exemples |
1 | Aiza no misy ahy?
[2.5]
|
2 | Natoky ahy i Feno.
[2.472]
|
3 | Iza no mba tia ahy?
[2.471]
|
4 | Mivavaha ho ahy koa.
[2.499]
|
5 | Ny ahy toaka mahery!
[2.583]
|
6 | Mba kivazivazy ny ahy.
[2.895]
|
7 | Asa izay fiheverany ahy.
[2.4]
|
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|