Entrée |
fiahiana
(ahy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fikarakarana, fitandremana lehibe: Ho an' ny vehivavy, ny fiahiana ny tokantrano no tokony ho tampon-dohan-draharahany [1.1]
|
Explications en français | La sollicitude, les soins [1.3]
|
Exemples |
1 | Lazao azy fa ny ankabeazan'ny vehivavy rehetra dia mitovy fiahiana aminy.
[2.424]
|
2 | Nefa na izany aza no fiahiana atao, dia mandroso mihamafy hiany ny aretina.
[2.59]
|
3 | Ny toerana fiahiana ara-panahy sokajin' olona manokana ihany no maningana amin' izany.
[4.27]
|
|
|