Entrée | fiahy (ahy) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, milandrina tsara Tokony hahina, hokarakaraina tsara: Ny antitra sy ny marary manarakaraka ny zazakely no fiahy voalohany indrindra [1.1] | |
Anagrammes | afihy, fiahy, haify |
Mis à jour le 2023/01/20 |