Entrée filazana (laza)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampahalalana: Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany.
Fanambarana: Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera.
Fitantarana: Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [1.1]
Explications en anglais A report, an announcement [1.7]
Explications en français L'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes: Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) [1.3]
 Annonce, avis [1.5]
Mots composés, titres, noms 
Titres Filazantsara
Toponymes 

Entrée Filazana
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -21.2666667, 46.6666667

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/05/27