Entrée | hamaroana (maro) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao [1.1] | |
Anagrammes | amahorana, amoharana, amorahana, hamaroana |
Mis à jour le 2023/01/05 |