Entrée |
maro
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [1.1]
|
Explications en anglais | Many [1.7]
|
Explications en français | Beaucoup, nombreux [1.8]
|
Exemples |
1 | ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra.
[2.324]
|
2 | Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina:
[2.471]
|
|
Dérivés |
|
Synonymes | |
Antonymes |
Mots composés, titres, noms |
|
Phytonymes |
|
Ethnonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|