Entrée |
johary
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe
Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra
teo Andafiavaratra [1.10]
|
Explications en français | [Tankarana]
Chef ; homme dans le langage du tromba. [1.19]
|
Explications en anglais | [Provincial]
A chief, a president, a governor A young man, or a youth [1.2]
|
Exemples |
1 | Mba johary soasoa tokoa zalahy e!
[2.643]
|
2 | Tsy hanao tehin-kely mialoha Andriana, tsy hanao kintana mialoha johary, fa teny nomena ka mahasolanga, fa raha tsy nomena mahajoko.
[2.528]
|
|
Dérivés |
Synonymes | |
Anthroponymes |
|
Hyponymes |
|
|
Entrée |
johary
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | (teny tranainy) Enti-milaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin' ny kabary:
Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary [1.1]
|
|
Entrée |
Johary
|
Mots élémentaires | johary |
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Auteur | Rapatsalahy Paul |
Editions |
|
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|