Entrée |
mamana
(fana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Mikotrika atody [1.78]
|
| Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka Manafana: Mamana tanana amin' ny afo [1.1]
|
Explications en anglais | To make warm. [1.2]
|
| To heat [1.7]
|
Explications en français | Chauffer [1.8, 1.405]
|
Exemples | Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
mamana |
Passé : |
namana |
Futur : |
hamana |
Impératif : |
mamanà |
|
|
Entrée |
mamanà
(fana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mamana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|