Entrée |
mamarafara
(farafara (fara))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao teny ierana ifanaovana [1.1]
|
Explications en anglais | To declare beforehand, to foretell, to warn, to caution. [1.2]
|
Explications en français | Poser les préliminaires, les conditions préalables, donner des instructions [1.3]
|
Exemples | Fa hoy aho mamarafara: tandremo ange fa hatrizay nidiran' ny fahaizan-tsamihafa sy ny fivavahana kristianina tao an-tsaina amam-pon' ny Malagasy izay, dia maro ny hevi-baovao tafatsofoka tamin'ireo tenin-drazana tranainy.
[2.296]
|
Morphologie |
Présent : |
mamarafara |
Passé : |
namarafara |
Futur : |
hamarafara |
Impératif : |
mamarafarà |
|
|
Entrée |
mamarafarà
(farafara (fara))
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mamarafara
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|