Entrée |
mamoy
(mamo)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mamoina
|
|
Entrée |
mamoy
(foy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Taisaka]
mihataka,
miala
[1.78]
|
| Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony:
Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~
Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1]
|
Explications en anglais | To forsake, to desert. [1.2]
|
| To give up To lose by death [1.7]
|
Explications en français | Renoncer [1.3, 1.8]
|
| Abandonner, céder à, donner [1.3]
|
| Perdre quelqu'un par la mort [1.8]
|
Exemples |
1 | Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay.
[2.245]
|
2 | Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana.
[2.588]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mamoy |
Passé : |
namoy |
Futur : |
hamoy |
Impératif : |
mamoizo |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|
Entrée |
mamoy
(foy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1]
|
Explications en anglais | To suppurate [1.2]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
mamoy |
Passé : |
namoy |
Futur : |
hamoy |
Impératif : |
mamoiza |
|
|
Entrée |
mamoy
(foy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1]
|
|