Entrée |
miala
(ala)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [1.1]
|
Explications en anglais | To leave, to go away [1.2, 1.7]
|
| To go out, to retire [1.2]
|
Explications en français | Partir, quitter un lieu [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina...
[2.470]
|
2 | Hiala ihany koa anefa aty aoriana.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miala |
Passé : |
niala |
Futur : |
hiala |
Impératif : |
mialà |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
mialà
(ala)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miala
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|