Entrée |
manalina
(alina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitana hatramin' ny fahatongavan' ny alina, mitana ela loatra: Nanalina ahy ny resa-dRabe omaly. [1.1]
|
Explications en anglais | To detain till night; to misspend one's days and hours. [1.2]
|
Explications en français | Retenir jusqu'à la nuit ou longtemps [1.3]
|
Exemples |
1 | izany enti-maty ka raha misy ratsiny, tsy manalina andro.
[2.245]
|
2 | Izay miantso ny hafa manalina andro, fa ny havana tsy antsoina no avy manatona.
[2.298]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manalina |
Passé : |
nanalina |
Futur : |
hanalina |
Impératif : |
manalìna |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
manalìna
(alina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manalina
|
|