Entrée |
manangana
(tsangana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana Mampijoro, manorina: Manangan-trano Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
manangana |
Passé : |
nanangana |
Futur : |
hanangana |
Impératif : |
manangàna |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
manangana
(angana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1]
|
Explications en français | Se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
manangana
(angana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en anglais | [Provincial]
To lift up the head [1.2]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
manangana
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
mijanona
[1.78]
|
|
Entrée |
manangàna
(tsangana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manangana
|
|