Entrée |
manangolangola
(angolangola (angola))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangolangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso [1.1]
|
Explications en anglais | To make to be wayward or indulged. (Prov.) [1.2]
|
Morphologie |
Présent : |
manangolangola |
Passé : |
nanangolangola |
Futur : |
hanangolangola |
Impératif : |
manangolangolà |
|
|
Entrée |
manangolangolà
(angolangola (angola))
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manangolangola
|
|