Entrée mandrindra (rindra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana
Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana [1.1]
Explications en anglais To set in order, to arrange; to reconcile [1.7]
Explications en français Arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8]
Exemples 
1manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona. [2.445]
2Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao. [2.424]
Morphologie 
Présent : mandrindra
Passé : nandrindra
Futur : handrindra
Impératif : mandrindrà

Entrée mandrindrà (rindra)
Partie du discours impératif du verbe actif mandrindra [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Mis à jour le 2024/06/03