Entrée |
manodidina
(hodidina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany [1.1]
|
Explications en anglais | To surround; to go around [1.7]
|
Explications en français | Entourer; faire le tour [1.8]
|
Exemples | Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo.
[2.324]
|
Morphologie |
Présent : |
manodidina |
Passé : |
nanodidina |
Futur : |
hanodidina |
Impératif : |
manodidìna |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Titres |
|
|
Entrée |
manodidìna
(hodidina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manodidina
|
Explications en malgache | [1.1]
|
|