Entrée |
manofa
(hofa)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay [1.1]
|
Explications en anglais | To rent, to pay rent for [1.7]
|
Explications en français | Louer, payer un loyer [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
manofa |
Passé : |
nanofa |
Futur : |
hanofa |
Impératif : |
manofà |
|
|
Entrée |
manofa
(hofa)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary [1.1]
|
|
Entrée |
manofà
(hofa)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manofa
|
Explications en malgache | [1.1]
|
|