Entrée |
manongona
(songona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
manongona |
Passé : |
nanongona |
Futur : |
hanongona |
Impératif : |
manongòna |
|
Synonymes | |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
manongòna
(songona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manongona
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|