Entrée |
manova
(ova)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby [1.1]
|
Explications en anglais | To change [1.7]
|
Explications en français | Changer, modifier [1.8]
|
Exemples | Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa!
[2.471]
|
Morphologie |
Présent : |
manova |
Passé : |
nanova |
Futur : |
hanova |
Impératif : |
manovà |
|
|
Entrée |
manova
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bara]
Manampy [1.78]
|
|
Entrée |
manova
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Manakatona [1.78]
|
|
Entrée |
manovà
(ova)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manova
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|