Entrée |
miainga
(ainga)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | (mitovy amin' ny Manainga) Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiaramanidina? [1.1]
|
Explications en anglais | To rise up, to be elevated, to be raised up; to set out on a journey. [1.2]
|
Exemples | Eo amin' ny faran' ny tanàna avaratra no miainga ny lalana mankany.
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
miainga |
Passé : |
niainga |
Futur : |
hiainga |
Impératif : |
miaingà |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
miaingà
(ainga)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miainga
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|