Entrée | miampanga (ampanga) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabeho nangalatra ny volako [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To accuse [1.2, 1.7] | ||||||||
To charge. [1.2] | |||||||||
Explications en français | Accuser, dénoncer [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Entrée | miampangà (ampanga) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif miampanga | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |