Entrée |
miankina
(ankina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mipetraka na mitsangana ka misy zavatra iray izay manohana ny tena: Aza miankina amin' io tongo-davarangana io ianao fa toa boboka izy izany ~ Miankina amin' ny fahakingan' ise no hahavonjy antsika Manantena ny hafa, miantehitra amin' ny hafa: Aza miankin-dohaloatra amin' ny hafa Eo ambany fiadidian' ny...: Miankina amin-dreniny ny zaza ~ Miankina amin' ny Minisitry ny fampianarana ny sekoly rehetra [1.1]
|
Explications en anglais | To recline on, to lean against To depend upon some one, as persons in poverty dependent upon others. [1.2]
|
Explications en français | S'appuyer, être appuyé, appuyer: Miankina amy ny rindrina ny lohatrano (Les chevrons sont appuyés sur le mur) Se confier, compter sur, être à la charge de, dépendre, être chargé: Miankina aminao aho (Je compte sur vous) ~ Miankina amy ny ray aman-dreny ny zanaka (Les enfants sont à la charge de leurs parents) ~ Miankina amiko izany raharaha izany (Cette affaire dépend de moi, je suis chargé de cette affaire) [1.3]
|
Exemples |
1 | Tsy niankina aminy irery anefa ny dia.
[2.472]
|
2 | ary Vakinankaratra eo akeky Ambodirano miankina azy eo atsimony.
[2.48]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miankina |
Passé : |
niankina |
Futur : |
hiankina |
Impératif : |
miankìna |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
miankina
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tanosy]
Maty (raha olon-dehibe) [1.78]
|
|
Entrée |
miankìna
(ankina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miankina
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|