Entrée |
mifanosona
(sosona)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
mifanosona |
Passé : |
nifanosona |
Futur : |
hifanosona |
Impératif : |
mifanosòna |
|
|
Entrée |
mifanosòna
(sosona)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mifanosona
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|