Entrée |
mihodina
(hodina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina Tonga simba: Nihodina ity divay ity Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy [1.1]
|
Explications en anglais | To turn around; to revolve [1.7]
|
Explications en français | Tourner comme une roue; tourner sur soi [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
mihodina,
mihodin-,
mihodim-,
mihodi- |
Passé : |
nihodina,
nihodin-,
nihodim-,
nihodi- |
Futur : |
hihodina,
hihodin-,
hihodim-,
hihodi- |
Impératif : |
mihodìna |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|
Entrée |
mihodìna
(hodina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mihodina
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|