Entrée |
mikarakara
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
misaritaka
[1.78]
|
|
Entrée |
mikarakara
(karakara)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? [1.1]
|
Explications en anglais | To take care of, to look after [1.7]
|
Explications en français | Prendre soin de; se charger de [1.8]
|
Exemples | Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy.
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
mikarakara |
Passé : |
nikarakara |
Futur : |
hikarakara |
Impératif : |
mikarakarà |
|
|
Entrée |
mikarakarà
(karakara)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mikarakara
|
|