Entrée |
miongana
(ongana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao [1.1]
|
Explications en anglais | To fall down, to sink, to be reduced. [1.2]
|
Exemples | raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany
[2.131]
|
Morphologie |
Présent : |
miongana |
Passé : |
niongana |
Futur : |
hiongana |
Impératif : |
miongàna |
|
|
Entrée |
miongàna
(ongana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif miongana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|