Entrée |
mirandrana
(randrana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manaraka fomban-drandrana: Mirandrana foana ny volon' iny vehivavy iny [1.1]
|
Explications en anglais | To be in plaits. [1.2]
|
| To be braided [1.7]
|
Explications en français | être tressé [1.8]
|
Exemples | Amin'ny saron-tratra asio rojo volamena madio madinika, atao mirandrana toy ny tady;
[2.996]
|
Morphologie |
Présent : |
mirandrana |
Passé : |
nirandrana |
Futur : |
hirandrana |
Impératif : |
mirandràna |
|
|
Entrée |
mirandràna
(randrana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mirandrana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|